Entry | 1 protestanta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antokom-pivavahana kristianina niforona tamin' ny taona 1530; ireto avy ny fotokevitra mampiavaka ny Protestanta sy ny Katolika: fiheverana fa samy mandray ny Soratra Masina araka ny fitsilovan' ny Fanahy Masina azy ny olona tsirairay -- fa ny finoana dia ampy hahavonjy -- tsy misy afa-tsy Sakramenta roa: ny batisa sy ny fanasan' ny Tompo -- Andriamanitra irery no ivavahana sy omem-boninahitra ka voahataka araka izany ny fanajana amam-pangatahana amin' i Masina Maria sy ny Olomasina -- tsy ekena ny konfesy na filazana ny fahotana mba hahazoana ny famotsorana |
Explanations in English |
4 [1.7] Protestant |
Explanations in French |
5 [1.8] protestant |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |