|
|
|
|

Entry1  pôtasy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Chemistry
Explanations in Malagasy  4  [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony [1.1]
5  alkalia misy pôtasiôma [1.13]
Explanations in French  6  potasse [1.13]

Anagrams  7  pôtasy, sapoty

Updated on 2020/07/31