Entry porizenitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony [1.1]
Explanations in French La présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement [1.3]
Examples 
1dia nanao porizenitra izy [2.366]
2Dia nataon'ny Prime Minister ny Porizenitra [2.59]
3Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649]
4Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270]
Compound words 
Origin English: present [arms].

Updated on 2023/10/07