Entry poika
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31