Entry petrak' ahitra
Elementary words petraka ; ahitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1]

Updated on 2023/07/03