Entry petra-dango
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan' ny olona hatao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an' Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan' ny ankizy sambasamba) [1.1]

Updated on 2020/07/31