Entry petra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1]
Explanations in English Same as pepetra [1.2]
Explanations in French Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3]
Derivatives 
 

Entry petra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrarana na fisakanana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31