Entry | 1 petahana |
Root | 2 petaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo 5 Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra 6 Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to be made to have something sticking on, as a wall to be papered. [1.2] 8 to have something stuck on it [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on colle ou applique sur quelque chose [1.8] |
Examples |
10 ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io [2.48] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |