|
|
|
|

Entry 1  pesipesenina
Part of speech  2  passive verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Explanations in Malagasy  6 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesenina ny haben' ny masoandro [1.1]
Examples  7  azo antoka anefa fa tsy ho laitra aloa vola satria tsy hotaka-pesipesenina ny sandan' ny fanarenana ny takaitra. [4.27#]
Other spellings  8 pesipesinina
Combinations  9  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word pesipesenina

Updated on 2026/04/22