| Entry | 1 peratra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
9 Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy.
[1.1] |
| Explanations in English |
10 a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.]
[1.2] 11 a ring worn on the finger [1.7] |
| Explanations in French |
12 bague
[1.8] |
| Examples |
13 Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony.
[2.471#69]
14 I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472#21] |
| Updated on 2026/04/20 |
|