Entry | 1 patrakala |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany |
Explanations in English |
4 [1.2] [Ala, a forest.] dripping rain from trees |
Explanations in French |
5 [1.3#481][patrak' ala] grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie |
Examples |
6 [2.587#] ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka; 7 [1.247#] Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany; |
Elementary words | 8 patraka, ala |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |