|
|
|
|

Entry 1  pasohina
Root  2 pasoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra
9 Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe [1.1]
Explanations in English  10 to be smoothed, to be ironed, to be palliated. [1.2]

Updated on 2026/04/20