Entry pari > -paritra
Part of speech morphological form of faritra
Examples Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra [2.445]
Compound words 

Entry pari > paritra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [1.1]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Entry pari > farina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1]
Explanations in English Hoarse. [1.2]
Examples 
1Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285]
2Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Derivatives 
Compound words 

Entry pari > farina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1]
Derivatives 

Entry pari > farina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1]
Explanations in English Small scurf on the nose. [1.2]
Derivatives 

Anagrams 

Entry pari > faritra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
Mitovy hevitra: fangitra [1.1]
Explanations in English A mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
 A limit or boundary [1.7]
Explanations in French Trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
 Limite, trace [1.8]
Examples 
1Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3]
2Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3]
Morphology 
Simple : faritra, faritro, faritrao, fariny, faritsika, faritray, faritrareo, faritr', fari-, faritry
Prefixed : -paritra, -paritro, -paritrao, -pariny, -paritsika, -paritray, -paritrareo, -paritr', -pari-, -paritry
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Hyponyms Tantaran' i Madagasikara isam-paritra
Toponyms 

Anagrams 

pari   
diñy
pari [1.78]
filokana
action de parier, de jouer de l'argent [1.8]
loka
pari, gageure, prix [1.8]