Entry | paradizy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] | |
Origin | English: paradise. | |
Other spellings | paradisa | |
Updated on 2020/07/31 |