Entry paingotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1]
Explanations in English A pin [1.7]
Explanations in French épingle [1.3, 1.8]
Examples 
1Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472]
2Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Origin French: épingle.

Entry paingotra
Part of speech noun
Explanations in English An informer [1.7]
Explanations in French Mouchard [1.8]

Updated on 2023/08/11