Entry | 1 ovimanga |
Elementary words | 2 ovy, manga |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Botany |
Explanations in French |
5 (de ovy: tubercule; et manga ici dans le sens de beau). Ipomoea batatas (Lam.) Poir. (Convolvulaceae). Nom ancien de la patate douce. On dit plutôt aujourd'hui voamanga. [Betsimisaraka]
[1.196] [Betsileo] |
Examples |
6 ary ovimanga no tokony ho anaran' ny vomanga, satria ny ovy tanty no nisy taloha- ka tonga itony ovy koa; [1.437#] 7 Ny vehivavy nanonofy nihady ovimanga vokatra sy voatavo maintso maro dia fambara hono fa hanan-janaka izy. [1.353#] |
Scientific name |
|
Anagrams | 9 mivangoa, ovimanga |
Updated on 2023/10/26 |