|
|
|
|

Entry1  otrik' afo
Elementary words  2  otrika, afo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Afo tehirizina ao anaty lavenona; afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty [1.1]
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word otrik' afo

Anagrams  7  fitoroka, otrik' afo

Updated on 2023/08/22