Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | An ambush [1.7]
|
Explanations in French | Embuscade [1.8]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
|
Explanations in French | [Merina]
Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. Exemple : Aotreo ao an-davaka ireo akondro ireo = faites mûrir ces bananes en les chauffant dans un trou (Malzac). On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [1.196]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
otrika,
otriko,
otrikao,
otriny,
otritsika,
otrikay,
otrikareo,
otrik',
otri-,
otriky |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
|
Explanations in French | Petite poule d'eau [1.54]
|
Examples | Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika.
[2.48]
|
Vocabulary |
|