Entry oteka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Tsoka (anaty taolana): Ataovo soa ny fanondro tsa ho rekitsa añaty taolaña ao sy mañala oteka añao (Tandremo tsara ny tondro tsy ho raikitra anaty taolana ao raha maka tsoka ianao) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31