Entry | osy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1] | |||
Explanations in English | A goat (Capra hircus) [1.2] | |||
A goat [1.7] | ||||
Explanations in French | Bouc [1.54] | |||
Chèvre [1.3, 1.8] | ||||
Scientific name | Capra hircus | |||
Examples | Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.
[2.606] | |||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Compound words |
| |||
Zoonyms |
| |||
Phytonyms |
| |||
Toponyms |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word osy | |||
Articles | Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly | |||
Anagrams | iso, osy, sio, soy |
Updated on 2023/09/15 |
![]() |