Entry osy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explanations in English A goat (Capra hircus) [1.2]
 A goat [1.7]
Explanations in French Bouc [1.54]
 Chèvre [1.3, 1.8]
Scientific name Capra hircus
Examples Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/09/15