Entry oriory (ory)
Part of speech noun
Examples 
1Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza. [2.499]
2leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe: [2.529]
3Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na. [2.5]
4Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. [2.470]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20