|
|
|
|

Entry 1  onitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza
23 Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1]
Explanations in English  24 restoration of something lost or spent. [1.2]
25 compensation, restitution [1.7]
Explanations in French  26 dédommagement, remplacement [1.8]
27 compensation; dommages et intérêts [1.13]
Analogs  28  oni
Combinations  29  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word onitra

Anagrams  onitra, 30 ranito, 31 rantoy, 32 torina, 33 Tyrano

Updated on 2026/04/22