Entry ongahana (ongaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna
Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1]
Morphology 
Present : ongahana, ongahako, ongahanao, ongahany, ongahantsika, ongahanay, ongahanareo, ongahan', ongahan-, ongaham-, ongaha-
Past : nongahana, nongahako, nongahanao, nongahany, nongahantsika, nongahanay, nongahanareo, nongahan', nongahan-, nongaham-, nongaha-
Future : hongahana, hongahako, hongahanao, hongahany, hongahantsika, hongahanay, hongahanareo, hongahan', hongahan-, hongaham-, hongaha-
Imperative : ongahy

Updated on 2023/01/05