Entry | ondry | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1] | |||
Explanations in English | A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2] | |||
A sheep [1.7] | ||||
Explanations in French | Mouton [1.54, 1.13] | |||
Mouton, brebis [1.8] | ||||
Scientific name | Ovis platyura | |||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Compound words |
| |||
Phytonyms |
| |||
Analogs | ondrikondrika | |||
Proverbs | Proverbs containing the word ondry | |||
Anagrams | indro, ondry |
Updated on 2023/06/07 |
![]() |