|
|
|
|

Entry1  ombana (omba)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explanations in English  4  to be accompanied by, to be associated with. [1.2]
5  to be covered, to be protected [1.7]
Explanations in French  6  qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Examples  7  Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word ombana

Anagrams  14  ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana

Updated on 2023/08/12