Entry omaly
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio
Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly
Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) [1.1]
Explanations in English Yesterday. [mal. Kulmarin.] [1.2]
 Yesterday [1.7]
Explanations in French Hier [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/26