Entry | olon-kova | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [1.1] | |
Explanations in English | Good-natured, kind, mild. See olom-be. [1.2] | |
Explanations in French | Bonasse, qui prend tout en bonne part [1.3] | |
Synonyms | olon-kova be | |
Elementary words | olona ; hova | |
Anagrams | olon-kova, volokano |
Updated on 2023/07/25 |
![]() |