Entry | 1 olon-kendry |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany |
Examples |
4 [2.293#] Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. |
Elementary words | 5 olona, hendry |
Compound words |
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word olon-kendry |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |