Entry | oksizena | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] | ||
[ oksizenina ] Singa simika [1.13] | |||
Explanations in French | [ oksizenina ] Oxygène [1.13] | ||
Compound words |
| ||
Origin | French: oxygène. | ||
Other spellings | oksizenina | ||
Analogs | O ~ Periodic Table | ||
Updated on 2022/08/14 |