|
|
|
|

Entry 1  oharina
Root  2 ohatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako
9 Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao [1.1]
Explanations in English  10 to be measured, to be compared. [1.2]
11 to be compared [1.7]
Explanations in French  12 qu'on mesure, que l'on compare [1.3]
13 qu'on compare [1.8]
Examples  14  raha oharina amin' Ikopa! [2.270#74]
15  Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66]
16  koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200]

Anagrams  17 aharony, 18 ahorina, 19 aniraho, 20 anohary, 21 anorahy, 22 arahony, 23 aronahy, 24 haorina, 25 hariaño, 26 haroina, 27 hoarina, 28 iharano, oharina, 29 rihaona, 30 roahina

Updated on 2026/04/20