Entry | Ny Ohabolan' ny Ntaolo | |
Part of speech | name (book title) | |
Explanations in Malagasy | Nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885. Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [2.299] | |
Author | Cousins William Edward, 1885; Parett J | |
Publishings | 1885. London Missionary Society. | |
Elementary words | ohabolana ; ntaolo | |
Tables and plates | All the titles | |
Updated on 2023/06/12 |
![]() |