|
|
|
|

Entry (1/2)1  nongo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany [1.1]

Entry (2/2)4  nongo
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. [1.1]
Explanations in English  7  a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/08/16