Entry nongo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany [1.1]

Entry nongo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. [1.1]
Explanations in English A particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/08/16