Entry njay
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31