Entry (1/2) | 1 ngetroka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany 4 Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1] |
Explanations in English |
5 black 6 rich, opulent. [1.2] |
Examples |
7 Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka? [2.314#20] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 ngetroka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 chef, patron [1.60#161] |
Updated on 2020/07/31 |