| Entry | 1 ngazana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
5 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1] |
| Explanations in English |
6 bare and barren. Used of country. Comp. mazana.
[1.2] 7 dry and barren (of the soil) [1.7] |
| Explanations in French |
8 sec et stérile (se dit des sols)
[1.8] |
| Examples |
9 ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy.
[2.470#6]
|
| Updated on 2026/04/20 |
|