Entry (1/4) | 1 Nehemia |
Part of speech | 2 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
3 zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny [1.38] |
Explanations in English |
4 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
5 Néhémie [2.996] |
Vocabulary |
6 Holy Scriptures |
unkLabel:Xbcvs: | 7 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Tables and plates |
8 Full list |
Entry (2/4) | 9 Nehemia |
Part of speech | 10 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
11 anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38] |
Explanations in English |
12 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
13 Néhémie [2.996] |
Vocabulary |
14 Holy Scriptures |
unkLabel:Xbcvs: | 15 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Tables and plates |
16 Full list |
Entry (3/4) | 17 Nehemia |
Part of speech | 18 name (biblical) |
Explanations in Malagasy |
19 zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38] |
Explanations in English |
20 Nehemiah [2.996] |
Explanations in French |
21 Néhèmya [2.996] |
Vocabulary |
22 Holy Scriptures |
unkLabel:Xbcvs: | 23 Chapters and verses mentioning Nehemia |
Tables and plates |
24 Full list |
Entry (4/4) | 25 Nehemia |
Part of speech | 26 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
27 Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly [1.38] |
Explanations in English |
28 Nehemiah: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
29 Néhémie: un des livres de la Bible [2.996] |
Vocabulary |
30 Holy Scriptures |
Updated on 2020/07/31 |