Entry | navoaka > avoaka (voaka) | ||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Roahina: Avoahy any io alika io Asaina hiala ny trano: Navoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano Esorina avy ao anaty: Navoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany Lazaina: Nanohina ny fon' ny olona ny teny navoakan' ny vavany Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan' ny fanjakana vao haingana momba ny halatra omby Aposaka: Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo Aseho voalohany ho hitan' ny olona: Itỳ no boky faharoapolo navoakako [1.1] | ||||||||||||||
Explanations in French | Qu’on fait sortir, qu’on sort, qu'on accompagne en sortant, qu’on envoie, qu’on expédie, qu’on chasse, qu’on livre, qu’on montre, qu’on manifeste, qu’on découvre, qu'on exhibe, qu’on dit, qu’on révèle, qu’on dénonce, qu’on publie, qu’on prononce, dont on rend compte [1.3] | ||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word avoaka | ||||||||||||||
Anagrams | aovaka, avaokà, avoaka |