Entry | 1 natoina |
Root | 2 nato |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Nolokoana tamin' ny hodi-nato [1.1] |
Explanations in English |
5 to be dyed red with the nato dye. [1.2] |
Explanations in French |
6 qu'on teint avec l'écorce de nato [1.196] |
Examples |
7 Raha tsy mahita jaky mena dia landy natoina no atao, ary tsy maintsy vitaina amin'io andro io ihany. [2.588#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 anatony, anitoan, anontay, anotany, anotina, antoani, antoany, atanino, atonany, atônina, iontana, itonana, naatony, nanaito, nanitoa, naotina, nataony, natoina, niatoan, niatona, nitanao, nitaona, notaina, notania, ontanay, taonany, taonina |
Updated on 2024/11/28 |