Entry naoty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Isa enti-milaza ny fanombanan' ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty 14 aho tamin' ny fizika
Famantarana fampiasa amin' ny mozika hilazana ny feo sy ny faharetany: Ny naoty do, mi, sol dia tsara miaraka. [Vocabulary: Music: (in general)] [1.1]
Origin French: note.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31