Entry namany andava-bitsika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [1.1]
Vocabulary 
Elementary words amany ; lava-bitsika

Updated on 2023/11/20