Entry mpitaiza andriana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny mpikarakara ny mpanjaka, na amin' ny sakafo na amin' ny fahasalamany [1.1]
Elementary words mpitaiza ; andriana

Updated on 2023/09/08