Entry | 1 mpinamana |
Root | 2 namana |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra. [2.4] 5 Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 7 mampañina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana |
Updated on 2023/02/25 |