|
|
|
|

Entry1  mpijirika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] mpanao irakely, mpamadi-barotra
Explanations in French  4  [1.13] intermédiaire commercial
Examples  5  [2.508#] Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery.
6  [2.643#] Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e!
Root  7  jirika
Proverbs  8  Proverbs containing the word mpijirika

Updated on 2024/12/11