Entry mpihatsaravelatsihy (tsaravelatsihy (tsara, velatra, tsihy))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French L'hypocrite [1.3]
Examples 
1Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! [2.499]
2Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588]
3Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587]

Updated on 2023/01/20