|
|
|
|

Entry1  mpihaino
Root  2  haino
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  L’auditeur [1.3]
Examples  5  Samy nianoka ny mpihaino. [2.356]
6  Iza moa no atao hoe mpihaino? [2.606]
7  Satry tokoa mipetraka ho mpihaino. [2.298]
8  Tsipaky ny hehy ny mpihaino rehetra. [2.270]
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpihaino

Updated on 2023/01/20