Entry mpifañisoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mpifankahala, mpifahavalo: Mba mitomoera roa añareo roelahy fa ko mifañisoka diakoa Tañala naho Taimoroña (Mba mipetraha tsara ianareo roalahy f'aza mifandrafy toy ny Tanala sy ny Antaimoro) [1.78]

Updated on 2020/07/31