|
|
|
|

Entry1  mpiasa
Root  2  asa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana. [1.1]
Explanations in English  5  a worker, an employee [1.7]
Explanations in French  6  travailleur, employé [1.8]
Other spellings  7  mpiasa, mpiasa, mpiasam
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiasa

Anagrams  10  ampisa, mpiasa

Updated on 2023/01/20