Entry mpanohariana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian' ny antoko iray eo amin' ny fahefana hatao, ka mitetika ny hamerina indray ny fomba narahina teo aloha [1.1]

Updated on 2020/07/31